IHSN Survey Catalog
  • Home
  • Microdata Catalog
  • Citations
  • Login
    Login
    Home / Central Data Catalog / MDG_2016_TANA-LSMS_V01_M / variable [F10]
central

Measuring Urban Living Standards in Antananarivo 2016

Madagascar, 2016
Get Microdata
Reference ID
MDG_2016_TANA-LSMS_v01_M
Producer(s)
The World Bank
Metadata
DDI/XML JSON
Created on
Sep 19, 2018
Last modified
Sep 19, 2018
Page views
20164
Downloads
242
  • Study Description
  • Data Dictionary
  • Downloads
  • Get Microdata
  • Data files
  • loc_id
  • TANA_LSMS_COMMUNITY
  • s1_hhroster
  • deed
  • food
  • nfood3m
  • nfood12m
  • nfood30d
  • otherproperty
  • residentialhistory
  • services
  • shock
  • socialprotection
  • TANA_SAMPLE_WEIGHT
  • TANA_LSMS_HH_puf

Main factor influencing decision to move away from previous dwelling (Other) (s8_fctdecn_other)

Data file: residentialhistory

Overview

Valid: 375
Type: Discrete
Start: 229
End: 354
Width: 126
Format:

Questions and instructions

Categories
Value Category
"Mba hifindra amin""ny trano misy jiro"
"Nihon'ny antony teo amin'ny fiaraha-monina "
"Nomen""ny tao am-piasana trano dia nifindra izahay"
"Olana teo amin'ny samy Monanofa trano "
"ady lova "
"kely "
"maloto loatra ny manodidina "
"namboarina ny trano "
"nanambady ny zandriny dia nanapa_kevitra ny tsy hiray trano intsony "
"nifindra nohon'ny anton'ny arak'asa "
"nifindra tamin""ny trano lovan""ny ray aman-dreniko"
"nilain'ny tompony ny trano "
"nisy zakay maty "
"satria nomen""ny toeram-piasana trano ipetrahana tsy andoavam-bola"
"simba ny trano "
"tapitra contrat "
"tsy maintsy nifindra satria nilain""ny tompony ny trano"
"tsy nahita asa "
Adin'ny mpiray vodirindrina
Affectation
Affectete ny lohampianankaviana
Crise politique 2002
Efa zanaka nipetraka teo an'toerana.
Fanambadiana
Fizara pananana
Hanoy ny fianarana
Kizitina be ny tompo-trano
Lafo fihainana any
Manaraka ny ray amandreniko satria affecté tany ry zareo.
Maty. ny ray aman dreny dia nalain olona ilay tany
May ilay trano
May ny tranonay
Mba hifindra @ trano tsy hofaina
Mba te hifindra
Mba tehipetraka antanan-dehibe
Mitete ny trano
Nahavita trano
Nahavita trano izahay
Namidin'ilay tompontrano ny tranony
Namidin'ny tompony ilay trano
Namidy ny trano
Nanambady;nitokatrano
Nande nanambady dia nandao ilay toerana.
Narodan'ny fanjakana fa trano amoron-dalana
Navaozina ilay trano
Navita trano
Navita trano;noho ny fanambadiana
Nazeran'ny rano niakatra
Nesorin. ny. mpampiasa
Niala teny amin cité,satri nahavita ty trano ty ray amandreny
Nianjera ilay trano
Nianjera ny trano
Nifindra satria affecté tao Fianarantsoa ny Ray aman-dreniko
Nifindra satria nisy fianakaviana nanome trano ipetrahana
Nifindra tany @n'ny tranonay ray
Nifindra tety Antananarivo mba hitady asa
Nilain ny tompony
Nilain nytompony
Nilain'ny tompony. ny. trano
Nilain'ny tompony ny trano
Nilain'ny. tompony ny trano
Nilainy tompony ny trano
Nirodana ilay trano
Nisy olana teo @ fianakaviana(hanabavy)
Nisy todra drano dia nirodana ilay trano
Nisy. fanafihana
Nisyfifandiran a
Noravain'ny fanjakana ny trano
Olana teo @ fiarahamonina
Olana teo @ tompo_trano
Olana teo amin'ny jiro
Probleme. jiro
Ratsy securite
Ravan'ny cyclone ilay trano
Simba ilay trano nipetrahanay tany dia tsy maintsy nifindra izahay
Tao foana hatramzay fa mbola tsy nifindra
Te hody eto Antananarivo
Te ifindra fa tsy misy antony manokana
Tsimaintsy mitokana
Tsy dia tsara ny fiarahamonina
Tsy fifankazahona teo @vinanto sy rafozana
Tsy voaloa ny hofatrano
Tsy. nahazo zaza
Very asa ka tsy nisy vola nandoavana hofan_trano
adiady teo @mpiray tanana
affectation
affectation @ asa
affectation dadanay
affectation ny fanjakana
affectations
affecte le olona. nipetrahana tao de tsy maintsy nifindra
affecter
affecter ny ray aman_dreny
affecté
affecté ny zanako
affecté tati Tana ny dadany
affecté teny ivato njay le vadidy
affecté teto tana ny vadiny
affectée
alavitra be ny tsena
ambany toerana loatra
amboarina le trano
anamboatra trano tafo bozaka
anokatra société manokana d mila trano misy tokontany ngeza.
antony ara bola
asa
asa sy fianarany ankizy
be loatra ny iray trano
chômage technique
disadisa t@ fiankaviana
disadisa t@ mpiara-monima
efa manambady amanjanaka
efa tsy antonina anay intsony ny trano fa tery loatra
fanambadiana
feno rano rehefa avy ny orana
fianara ny ankizy
fianarana
fiaraha-monina tsy milamina
fifamalina @fianakaviana
fifamalina teo amin zoabavy
fifandirana teo @rafozana sy vinanto
fiovana toerana tamin asa
fitadiavam-bola
fitsaharana teo @ asa nataon-dRangahy(fisotron-dronono)
gafin toliara nanenjika ny merina
hanoy fianarana
hianatra
hiantra eto antananarivo
hiasa
hitady asa tsara kokoa
ianatra ndrenivohitra
ilainy tompotrano ny trano
incendie
iverina @trano @zay
lafo loatra ny jiro
lasa nipetra any ivelany ny mpampiasa anazy dia namidiny tamin'ny olona hafa ilay trano ary voatery tsy maintsy niala ry zareo
lavitra toera pitsaboana ra sendra marary 'y zaza kely
lova mbola tsy voazara
lovan ny mamany
mahazo trano tamin'ny orin'asa
manimba fahasalamana fa tsy azon'ny tanin'andro
maty ny dadan i voahangy
maty ny tompontrano dia ilainy zafikely ny trano
maty ny vadiko dia nasorin'ny fanjakana tao
maty tao amin'io ny anadahiny dia niala tao izy
may ny trano dia tsy maintsy nifindra
mba ahafahana miompy tsara satria tery ilay teo aloha
mba ahita asa
mba akaiky fenarana
mba hanana fahaleovantena
mba hanokatra hotely ho an'ny tena manokana
mba hiala @ fiarahamonina be korontana
mba hifindra @ trano misy parking
mba ho akaiky ny fianarana efa nianarana
mba ho amoron-dalana kokoa
mba ho haleotena
mba iova rivotra fa narary
mba te ahaleo tena
mba te ahaleontena sady akaiky ny toeram-piasana
miotsaka le tany
misy bibilava ilay trano dia matahotra ny ankizy
mitate be le trano rehefa avy orana
momen'ny papiasa trano ipetrahana
mpanampy izy
nafindra ny toeram-piasana
nahavita ny tranony tena manokana
nahavita trano
nahavita trano ny ray aman-dreny
nahavita trano taty andrenivohitra
nahavita trano teny @ fefiloha
nahavita trano vaovao
nahazo trano t@ ray aman-dreny fa mbola tsy lova
nahazo trano teny cité avy @ fanjakana
nalain'ny tompiny ny trano
nalain'ny tompony ny trano
nalainy ny tompony ilay trano
namboarina ilay trano natsaraina
namidin ray amandreny ny trano
namidin tompontrano ny trano
namidin tompony ny trano
namidin'ny tompon-trano ilay trano
namidin'ny tompony
namidin'ny tompony ny trano
namidy
namidy fianakaviana le trano
namonjy ny zanako
nampekarin tompontrano ny ofatrano
nanambady
nanambady dia nitokantrano
nanambady ny zandriko d zareo ndray no nipetraka ao
nanambady sady nahavita trano
nanamboarana trano hafa
nananganana atelier
nanara-bady
nanaraka anzokiko
nanaraka ny ray amandreny
nanaram-bady
narary ny mamako dia voatery nifindra taty izahay
narodan 'ny fanjakana ny trano,ary nalana teo zahay,de nafindra teto am cité
nasiny tompotrano nifindra
navita anty trano ity
navita trano
nazeran ny fanjakana ny trano anaovana lalana
niakatra ny hofany trano de nitady trano mora kokoa
niala tamin' ilay asa
nialain'ny tompony ny trano
nianjera ilay trano
nianjera ny trano nofainy
niasa
niasa ny zanako
nifampody
nifindra noho ny toerana niasana fa asa mitovy ihany
nifindra satria namboarina ilay trano
nifindra satria nisara-bady
nifindra satria nisy olona nanome trano ipetrahana maimaimpoana
nifindra satria tsy nisy toerana mety hanaovana fiompiana
nikarakara lova rehetra
nilain ny tompony ny trano
nilain'ny fanjakana ny camp hametrahana zaza vao
nilain'ny tompony ilay trano dia tsy maintsy nifindra
nilain'ny tompony ny trano
nilainy tompony lay trano
nilainy tompony ny trano
nirodana ilay trano
nirodana ilay trano niperahany
nirodana ny WC niraikitra t@ trano sady efa nanombotra nitritra koa ny rindrina tao anatiny
nirodana sady efa nahazo tany
nisy disadisa teo amin'ny fiaraha-monina
nisy nanome trano hipetrahana
nisy nanome trano ipetrahana
nisy olana teo@ fianakaviana
nisy tondradrano
nisy trano nolovaina hafa
nisy tsy fifanarahana
nitady asa
nitady toerana hanaovana fiompiana sy fambolena
nitate be ny trano sady tsy vita ny ofa_trano
nizara lova
nody taty madagascar ilay patron dia nifindra satria tsy nila gardien intsony rzareo
nohavita trano
noho ny fiara monina
nohon ny fitadiavana
nohon'ny antony arak'asa
nohon'ny asan'ny raiko
nohon'ny fianarana atao
nohon'ny fitadiavana asa
nono ilay asa
ofatrano
olampianakavina
olana ara pianakaviana
olana ara-pianakaviana
olana ara-piarahamonina
olana eo aminy mpiray tampo
olana jirama teo am tompotrano
olana tam tompotrano
olana teo @ fianakaviana
olana teo amin'ny fianakaviana
olana teo amin'ny hofan-trano
olana teo amin'ny ray aman_dreny
olanade ara pianakaviana
porte malheure ho azy ny tany satria tany mamany no maty
resaka politique
retraite ny chef de foyer
sarotiny be ilay tompon-trano
sarotra ny fiainana
satria ambany toerana de tratrin'ny rano
satria ilain'ny fanjakana ilay tany
satria izahay teto ihany
satria lova ilay trano dia manahirana raha ipetraka ao fona
satria mbola manamboatra trano dia nifindra aloha
satria taty nahazo tany
simba ilay trano
simba ilay trano tany
tapaka contrat teo aminy asa
tapaka lava ny jiro
tondraka ny rano
trano nomen'ny mpampiasan'ny dadan'ny nirina dia rehefa vita ny asa tany itasy dia niverina antananarivo ihany
tranompanjakana de retraité de Nifindra
tranondray amandreny dia niezaka nahaleotena
tratran tondradrano fona
tsimaintsy niala satria nalain' ny mpampanofa ny trano mba hipetrahan'ny zanany
tsy araka ny hofan-trano
tsy dia mety le miaraka @ fianakaviana
tsy maintsy nifindra satria namidy ilay trano
tsy mandoha hofatrano
tsy mbola nifindra
tsy misy varavarankely
tsy niala teo mihintsy zareo fa natsaraina ilay trano
tsy nifanaraka ny mpanofa sy ny tompon-trano
tsy nifanaraka t@tompotrano
tsy nifindra
tsy nifindra f teto fona
tsy nifindra izy, f miasa no ataony ato antrano ato
tsy nifindra mihitsy
tsy nifindra mitsy fa natsaraina ny trano satry tranon'i mamanay ary tato no teraka
tsy nifindra mitsy zahay
tsy nisy lakozia
tsy omby entana fa tery
tsy tamana
tsy tamana satria nasiaka be ilay olona nipetrahana
vakitrano
vira ny tranon zareo ipetrahany @ zao
vita ilay trano teny mamamba
vita ny asa
vita ny asa izay natao tany
vita ny asa tany
vita ny asa tany tamatave
vita ny tranony manokana
voafetra ny olona mipetraka tao.
zay ny tian ny ray amandreniko
Warning: these figures indicate the number of cases found in the data file. They cannot be interpreted as summary statistics of the population of interest.
Back to Catalog
IHSN Survey Catalog

© IHSN Survey Catalog, All Rights Reserved.