| Value |
Category |
| Nanao fangatahana t@ fanjakana satria hataorana irodana ilay arabe eo ambonin'ny tranonay |
|
| akarina ny fandriana |
|
| asina gony mba hisakana ilay rano |
|
| hamafisina ny tamboho |
|
| manangona sakafo |
|
| manentana ny olona Mba ho mailo |
|
| maniry ny ahazo toerakafa |
|
| miala ao amin'ilay trano izy |
|
| nakarina ho avo ny vala parihy nalebiazina ny lakan. drano |
|
| nakarina kely ny ahavon'ny varavarana |
|
| nakarina ny tokontany |
|
| namboarina ny fivoahan-dranonay |
|
| namboarina ny lalan-kely miditra aty an-trano |
|
| nanamboarana canal ivoahan ny rano ny teny antanim-bary mba ts hahatondraka intsony ny tanim-bary |
|
| nanambotra canal |
|
| nanomboatra canal fivoahan' ny rano teny antanim-bary |
|
| nanotitra tokontany |
|
| nanotitra tokotany |
|
Warning: these figures indicate the number of cases found in the data file. They cannot be interpreted as summary statistics of the population of interest.