Value |
Category |
"mbola tsy ampy erin-taona no nipetrahanay teto dia tsy hitanay hoe hatraiza ny fiakaran'ny rano " |
|
Avo ny toerana ipetrahanay ka tsisy atahorana |
|
Satria avo toerana |
|
Satria zahay mpanofa dia tsy manana autorisation amin'ny hikitikitihana ny trano |
|
Tsy ho tratra mihintsy izahay |
|
Tsy tratran'ny tondra-drano |
|
ambony toerana ny tranonay |
|
avela amzao forsi |
|
avo toerana ety @nay |
|
mbola tsy hay |
|
mbola tsy tratran'ny tondra-drano mihitsy |
|
mety tsy ho tonga aty ny rano satria ambony toerana |
|
miala |
|
namboarina ny sisin trano |
|
reefa tonga dia hiatrehana |
|
sahirana Amin'ny fitadiavana |
|
satri voajanahary io d ts mbola miomana |
|
satria izahay tsy tratrany tondra-drano |
|
satria ts tafiditra tao antranonay ny trano |
|
satria tsy atahorana ho tratra ny tokantranonay |
|
trano vao namboarina,ary tsy tratran'ny tondradrano |
|
ts tratry ny rano ety fa ambony toerana |
|
tsy ahiana ho tratran'izany ny tokantranoko |
|
tsy ahy ny trano |
|
tsy atahorana ho tratran'ny tondradrano ilay trano |
|
tsy hatahorana hiarany tondran-drano ny tokantranoko |
|
tsy manana fanahiana @ loza |
|
tsy mbola niaran'tondradrano |
|
tsy mbola nieritreritra loatra |
|
tsy mbola tratry ny tondra-drano mintsy |
|
tsy mieritreritra nisian'ny tondra drano eo @ faritra misy azy ireo ka izany no tsy nandraisany fepetra |
|
tsy misy antony tokony mety havoanay eo am loza satria zahay mipetraka ambony toerana |
|
tsy misy atahorana |
|
tsy possible ho tratry ny todra drano ny tanana misy ny trano |
|
tsy tratran'ny rano ny tokantranonay |
|
Warning: these figures indicate the number of cases found in the data file. They cannot be interpreted as summary statistics of the population of interest.