IHSN Survey Catalog
  • Home
  • Microdata Catalog
  • Citations
  • Login
    Login
    Home / Central Data Catalog / MDG_2016_TANA-LSMS_V01_M / variable [F16]
central

Measuring Urban Living Standards in Antananarivo 2016

Madagascar, 2016
Get Microdata
Reference ID
MDG_2016_TANA-LSMS_v01_M
Producer(s)
The World Bank
Metadata
DDI/XML JSON
Created on
Sep 19, 2018
Last modified
Sep 19, 2018
Page views
20340
Downloads
242
  • Study Description
  • Data Dictionary
  • Downloads
  • Get Microdata
  • Data files
  • loc_id
  • TANA_LSMS_COMMUNITY
  • s1_hhroster
  • deed
  • food
  • nfood3m
  • nfood12m
  • nfood30d
  • otherproperty
  • residentialhistory
  • services
  • shock
  • socialprotection
  • TANA_SAMPLE_WEIGHT
  • TANA_LSMS_HH_puf

Main reason why HH does not have piped water in house (Other) (s8_hsgppr_oth)

Data file: TANA_LSMS_HH_puf

Overview

Valid: 141
Invalid: 0
Type: Discrete
Start: 1821
End: 1901
Width: 81
Format:

Questions and instructions

Categories
Value Category
"Efa nanao demande tany amin""ny JIRAMA fa mbola tsy nivaly hatramizao"
"akaiky ny trano ny paompy "
"nisy nangalatra ny conteur "
"tsy avelan jirama mapiditra fa akaiky ny pompy pokon""olona"
"tsy mazoto ny amin""ny fampidirana rano. tsy mapazoto anay ny service omeny."
"tsy nieritreritra ny ampiditra mitsy "
Ao amin'ny mpampiasa no maka rano
Ato amin'ny tranon'ny miaramila
Ela be ny fampidirana rano amin jirama.
Lavitra be Ilay van
Lavitra be ny fakana ny source
Mbola tsy afaka manao fangatahana rano raha tsy voazara tsara ny fananana
Miandry Ny fanapahan kevitriny fiangonana
NSP
Noho ny fasahirananay no antony
Tranom-panjakana
Tsis nampiditra ny talohanay,tsy mieritreritra izany izahay.
Tsy afa manotra zay satri asa no ataonay eto
Tsy manam-bola izahay
Tsy misy lalan ny tio
Tsy misy vola
Tsy. anay. ny. trano
akaikin'ny paompim_pokon'olona
akaiky ny pompy
ampovoan-drano izahay no mipetraka
andalam-pikarakarana
ara mbola
betsaka loatra ny taratasy karakaraina
efa hifindra trano
efa nampiditra fa mbola tsy nivaly
efa nampiditra fa mbola tsy tonga
efa nanao demande fa hoe tsy mbola maharaka ny puissance extension
efa nisy rano fa nisy olana teo Amin'ny fiarahamonina
ela loatra
ela loatra ny valin'ny fangatahana
ela loatra vao mivaly ny demande
elavitra loatra ny fisontonana azy
fahefana mividy
fikarakaraina anlay dossier sarotra
ifampizarana amin'ny zanaka izay miaramipetra eo amin'ny trano hafa
kely ny debit an ilay tuyau d ts mahazo misintona rano avy aminy
lafiny ara bola
lafony ara bola
lavitra be ny fisotonana le rano
lavitra be ny point de branchement
lavitra ny itarisana ilay rano, sady tsy takatry ny fahefa mividy
lavitra ny rano
lavitrabe ny isotomana rano
le lanlan le rano mila mamaky trano mintsy
manahirana ny fikarakarana ny taratasy
manana lavadrano
manana lavan-drano dia rano sotroina ihany no alaina any
mangataka andro
mbola lavitra be vao misi borne fontaine
mbola mikambana @ tokantrano hafa
mbola tsi tonga ati amin faritra mis anai ni rano
mbola tsy nahatafiditra fa efa nanao demande
mbola tsy nieritreritra ny angataka
mbola tsy niheritreritra hampiditra rano mihintsy
miandry fotoana
miankina Amin'ny tompon-trano
mieritreritra ny hanamboatra trano dia mbola tsy afaka manao izany
mifampiandry mpiarabelona
misy toerana azo anaovana lavadrano,tsy andoavambola ny rano alaina ao.
mpanofa dts mieritreritra n apiditra pompy atrano
mpanofa trano de ze tiny tompotrano
nisy nisoloky
nohon'ny fahasarotan'ny fampidirana azy
ny tompotrano mintsy no tsy manome
resaka ara bola
sahirana ara bola
sahirana ara-bola
sahirana sady trano amenolo
sarotra be hono ny mitarika ny ranon'ny jirama ho tonga any aminy
sarotra be ny fampidirana azy
sarotra ny firarihana rano
satri zareo mpanofa
satria anaty elakelantrano no misy anay
satria efa ampy ilay ao antokotany
satria efa ampy ilay eo antokotany
satria misy loharano
satria mitambatra amin'ny EPP ny tokantrano.
satria niankina t@ olona tao atrano no tsy nampidirana rano
satry efa mahapo nianay
société no miantoka ny fandaniana rehetra eo am jiro sy rano ary trano ipetrahana
tany hofaina
tany hofana
tena tsy nieritreritra ny @zany mihintsy
toerana tsy ara dalana ny eto,ka tsy tokony ampidirana rano
ts misy dal azo ny rano ivoahana
tsisy compteur fa nisy nangalatra
tsisy manome ny manodidina nefa tsy maitsy misintona vao mahazo
tsisy vola
tsisy vola mintsy
tsy an'izy ireo ny trano
tsy fananana vola
tsy fisian'ny vola
tsy maharaka ny fidirambola
tsy maharaka ny rano amin'ny loharano
tsy mahazo rano izay mipetraka amoron'arabe fa efa nanao fangatahana mihintsy
tsy manam bola anatanterahana an'izany
tsy manam bola hikarakarana izany
tsy manam-bola
tsy manam-bola am-pidirana azy
tsy manambola
tsy manana fahefana anaovana any zany
tsy mbola mieritreritra
tsy mbola nivaly ny fangatahana
tsy mieritreritra ampiditra
tsy mieritreritra ny ampiditra
tsy misy vola
tsy nahalina fa eo antokotany efa misy sady anay
tsy nangataka
tsy napiditra bebeany
tsy nieritreritra
tsy nieritreritra mihintsy
tsy nieritreritra mihitsy
tsy nieritreritra ny angataka mihitsy
tsy omen'olona rano
tsy tongan ny rano aty
tsy tongana rano aty aminay
tsy toponandraikitra amizany zay
tsy tranoko
tsy voloa d nasorina
vao hampiditra
vao maika dépense be ny facture jirama
vao miertrertra
Warning: these figures indicate the number of cases found in the data file. They cannot be interpreted as summary statistics of the population of interest.
Back to Catalog
IHSN Survey Catalog

© IHSN Survey Catalog, All Rights Reserved.